Mamific

tonga soa eto amin'ny blaogyko ianao ry mpandalo

mamific | 31 Desambra, 2006 10:52

Raha nosokafako moa izany ity blaogy ity dia mab anandramako izay zavatra azo atao eto.

Mbola tsy misy zavatra lazaina moa aho izao fa ny manonmana ny fety ny faran'ny taona no mameno ny loha. Fa dia amin'ny taona ho avy izany isika no mifankahita.

Eny, ka manaova fety sambatra ary, dia samy ho tratrin'ny taona 2007 dahlo e!

 
Accessible and Valid XHTML 1.0 Strict and CSS
Powered by LifeType - Design by BalearWeb